- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Alzeria: Fitsapana ny hevitry ny mpijery momba ny fanapoahana baomba

Sokajy: Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia

Nouri izay mpamaham-bolongana Alzeriana no milaza ny heviny  mametraka adihevitra [1] Momba ny fitsapana ny hevitry ny mpanaraka ny haino aman-jery Al Jazeera ao an-toerana. Ny fanontaniana napetraka tamin'ny aterineto tamin'izany moa dia hoe ankasitrahan'ny mpanaraka azy ve ny fanapoahana baomba any Alzeria sa tsia,[ ary nataony tsy mahagaga moa raha ny mankasitraka ny baomba no maro an'isa kokoa noho ny fametrahana an'i Ben Laden ho karazana Che Arabo.]

Amira Al Hussaini [2]