Niresadresahan'ny [1] Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) [FR] i Samuel Mahler [2], ilay nandika nyKebra Nagast [3] vao haingana, lahatsoratra masina ho an'ny kristiana Etiopiana sy ny Rastafaris, ho teny frantsay.
Etiôpia : Voadika teny frantsay ny Kebra Nagast
· Mpanoratra Jennifer Brea Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Etiopia, Fivavahana, Haisoratra, Tantara