- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nampody ny masoivohony tany Senegal i Maraoka

Sokajy: Maraoka, Senegal, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika

Blog politique au Senegal no nanoratra [1] [fr] mikasika ny fanapahan-kevitry ny Mpanjakan'i Maraoka hampody ny masoivohony [2] avy any Senegal noho ny fifanolanana momba ny Sahara andrefana: “Nanaitra ny hambom-pony (ny mpanjaka) angamba ny fahasahiana minisitra sosialista teo aloha nanohitra ny hevitry ny Marokana momba ny hoavin'ny sahraouis [3].”

Jennifer Brea [4]