- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Sarin'ny tsena Zoma

Sokajy: Madagasikara, Toekarena sy Fandraharahàna

Harinjaka no indro mamoaka ny sarin'ny tsenan'Analakely fantatry ny any ivelany amin'ny anarana Zoma [1] eto Antananarivo, Madagasikara.

Jennifer Brea [2]