- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Raha foana tahirin-tsolika

Sokajy: Libanona, Teknolojia

“Halavirana hatraiza no vitan'ny fiaranao rehefa manamarika (mena) ny tabilao fanamoriana fa lany ny tahirintsoliky ny fiaranao?” hoy ny fanontanian'ny [1] mpamaham-bolongana Libaney Mark, izay te-hampilaza amin'ny mpamily fiarakodia hoe hatramin'ny firy kilometatra moa no vitan'ny fiara entinao rehefa voatondro ny faritra mena fahalanian'ny solika ao aminy.

Amira Al Hussaini [2]