- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Neo Zealand: Facebook sy ny politika

Sokajy: Nouvelle Zelande, Politika

Nohazavain'i Kiwiblog ny iray amin'ny iditra Facebook iray antsoina hoe NZ Politics [1] ho an'ny Neo Zealandey. “Fidianao izay antoko politika tohananao, dia jerena avokoa avy eo izay tohanan'ny namanao rehetra. Afaka misafidy ianao na aseho vahoaka na tsia ny safidinao.”

Preetam Rai [2]