- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy

Sokajy: Iràna, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [1] [rsf.org | Reporters Without Borders [2]] :

« Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer vingt-quatre cafés Internet le 16 décembre 2007 à Téhéran. Par ailleurs, vingt-trois personnes, dont onze femmes, ont également été arrêtées par la police pour “comportement immoral” »

« Toherin'ny Reporters sans frontières ny fanapahan-kevitry ny Pôlisy any Teheran ny 16 Desambra 2007 hanakatonana “Cyber” miisa 24. Ankoatr'izay dia olona miisa 23, izay vehivavy ny 11, no notanan'ny Pôlisy [fampanoavana ?] noho ny heloka “fitondratena tsy mendrika” [comportement immoral | immoral behaviour] »

Hamid Tehrani [3]