- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?”

Sokajy: Afrika Mainty, Fampandrosoana

Ny blaogy Kenyan Pundit dia velom-panontaniana, “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ? [1]” :

« However, I’m have been pretty outspoken about the fact that I’m tired of the Bono’s and Sach’s of this world articulating my views as an African. »

« Anefa dia efa nazava izay nambarako fa efa manakaleo ahy ireo Bono sy Sach-n'izao tontolo izao izay milaza azy ho mahalala izay fomba fijeriko Afrikana [izay misolovava ahy anefa aho tsy mila soiloina vava]. »

Ndesanjo Macha [2]