- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Namibia : Tandindon-doza hoan'ny Namibia ve ny Siantolojika ?

Sokajy: Namibia, Fivavahana

Ny mpiblaogy Rob dia mampitandrina ireo Namibiana amin'ny tandidon-dozan'ny Siantolojika [1] :

« Scientologists are a big threat to poorer nations and especially to a populus who will be more vulnerable to the scheming, cunning, seconhand car sales pitch they spew. Watch out Namibia – the loony scientologists are coming for you. »

« Ny Siantolojika dia tena tandindon-doza lehibe tokoa hoan'ny firenena mahantra ary indrindra hoan'ny vahoaka izay marefo eo anoloan'ny hafetsifetsena, sy fitapitaka, ary dokam-barotry ny mpivarotra fiarakodia izay apariaky ry zareo. Mitandrema ry Namibia – fa mitanjozotra mankany aminareo ireo andian-tSiantolojika. »

Ndesanjo Macha [2]