- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976

Sokajy: Mozambika, Media sy Fanoratan-gazety

Ny blaogy Moçambique para Todos [1] dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka mihaino amin'ny endrika MP3 izay te hanao izany.

Paula Góes [2]