Japàna : Fihenan'ny salan'haavo

Ny mpiblaogy James monina any Japana dia mizara ny fomba fijeriny izay nitateran'ny fampahalalam-baovao ny fihenan'ny salan'haavon'ny mpianatra lahy any Japana izay nampitahaina tamin'ny toe-draharaha any Amerika [U.S.A.] :

« a new government report that revealed the average leg length of male Japanese students has decreased since the 1970’s. Experts aren’t exactly sure why boys seem to be getting shorter, or why girls’ legs have shown a slight increase in length over the same time period. Some believe that the diet of today’s children is a major factor in the decrease, but since there have been a variety of changes in Japan’s diet since the 1970’s, it’s hard to blame any one food for the change.
At the conclusion of the segment, one of Fuji TV’s reporters pointed out that Japan was not the only developed country that has seen its average height decrease: Americans are also getting shorter! It is true that studies have shown the average height of Americans is shrinking »

« nambaran'ny tatitra vaovao navoaky ny governemanta fa nihena ny halavan'ny fen'ny mpianatra lahy raha ampitahina tamin'ny taona 1970 ary tsy fantatry ny mpandinika tsara hoe nahoana ny fen'ny lahy no nihena raha ny an'ny vavy kosa nihalava nandritra izany vanim-potoana izany. Misy ireo mihevitra fa ny sakafon-jaza dia manana fiantraikany betsaka amin'izany fihenana izany, anefa satria maro samihafa ireo karazan-tsakafo nandalo teo hatramin'ny taona 1970, dia sarotra ny hanondro hoe hanina manao akory no antom-pisian'izany.
Ho famehezana ny fanadihadiany, ny mpanao gazetin'ny fahitalavitra FUJI dia nanamarika fa tsy i Japana ihany no firenena mandroso voan'izany fihenan-kalavana izany : mihena halavana koa ny Amerikana ! Marina aloha fa kitoatoa ihany ilay fomba nampisehoana fa nihena ny salan'haavon'ny Amerikana. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.