Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Malayzia : Sarin'ny tondra-drano

Ny blaogy Kickedefella dia manapariaka sarin'ny tondra-drano any Kampung Gelang Mas – Nosy any amin'ny faritra Atsinan'i Malayzia :

« According to one villager, this particular area has never been flooded before. However, what happened today was due to the damage at one of the dam in Southern Thailand. The water rise so fast, causing some of the villagers were not able to rescue their cars. »

« Araka ny fambaran'ny mponina ao an-tanàna iray dia tsy mbola tondraka mihitsy io faritra io tany aloha tany. Fa izay nitranga androany dia vokatry ny fihotsahan'ny toha-drano any Atsimon'i Thaïlandy koa. Tena haingana tokoa ny fisondrotry ny rano ka dia nisy olona sasany tsy afaka nanavotra ny fiarakodiany akory. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.