Zimbaboe : Mpivoy nisedra herisetra tany in Harare

Ny blaogin'ny fikambanana WOZA [Women Of Zimbabwe Arise] izay fikambanana mpivoy ny fitadiavana fitovian-jo hoan'ny vehivavy dia mitatitra momba ny herisetran'ny Pôlisy any Zimbaboe :

Whilst the three people arrested after the WOZA demonstration in Harare on Tuesday were released after paying a fine and without being harmed, it has emerged that riot police beat at least 10 WOZA members as they were dispersing near Angwa Street.

« Taorian'ny fandoavana ny lamandy, raha navotsotra “tsy nisy naratra” ireo olona telo voatazona tohin'ny hetsika notanterahin'ny WOZA [Women Of Zimbabwe Arise | Ireo vehivavin'i Zimbaboe mijoro] tao Harare tamin'ny Talata, dia heno kosa fa mambran'ny WOZA tsy latsaky ny folo no nisedra daroka avy tamin'ny Pôlisy mpifehy fikomiana izay nanaparitaka azy ireo tao akaikin'ny Angwa Street. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.