Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree

Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any an-toerana :

« La somme de misères et de morts qu'avait produits la traite des Noirs, est au-delà de tout ce qu'on peut imaginer. Arrachés à leur sol natal, transportés dans un pays étranger, sans langue commune, avec une disproportion notable de sexes, répartis entre des maîtres au hasard des ventes, accablés de travail et sans autre instruction que la discipline et les coups, ces Noirs réduits à l'état d'individus égarés ne pouvaient reconstituer des familles »

« Ny fitambaran'ireo fahoriana sy fahafatesana izay vokatry ny fanondranana ny mainty ho andevozina, dia tsy takatry ny eritreritra mihitsy. Nongotana tamin'ny tanindrazany, naondrana ho any amin'ny firenen-kafa, samihafy fiteny, tsy misy fitsanjara amin'ny lahy sy ny vavy, naparitaka arak'izay kisendrasendran'ireo tompon'andevo mpividy, nampiasaina tsy an-kijanona sady tsy nampianirina zavatra hafa ankoatr'izay didy fanapahan'ny mpanandevo sy ireo kapoka, ireo mainty hoditra izay zary lasa olom-bery dia tsy ho afaka nanangana fianakaviana na oviana na oviana. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.