- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Môzambika : Ravon'ny Inhambane sy ny mponina ao aminy

Sokajy: Mozambika, Tsidika

Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane [1], izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany :

« Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras, tapa buracos e poda árvores. »

« Olon-tsotra, izay miaina anivon'ny vanim-potoana sarotra izay andavan'andron'ny Afrikana [rehetra], mikapa bozaka, mamboly raozy, manentsina ireo lavaka ary mikolokola ireo hazo. »

Paula Góes [2]