Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

16 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 16 Desambra 2007

Zimbaboe : Mpivoy nisedra herisetra tany in Harare

Ny blaogin'ny fikambanana WOZA [Women Of Zimbabwe Arise] izay fikambanana mpivoy ny fitadiavana fitovian-jo hoan'ny vehivavy dia mitatitra momba ny herisetran'ny Pôlisy any Zimbaboe : Whilst the three people arrested after the WOZA demonstration in Harare on Tuesday were released after paying a fine and without being harmed, it has...

Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree

Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any an-toerana : « La somme de misères et de morts qu'avait produits la traite des Noirs, est au-delà de tout...

Môzambika : Ravon'ny Inhambane sy ny mponina ao aminy

Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane, izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany : « Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras,...