- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Ireo zavatra telo mahadomelina ny mpifidy Kenyana

Sokajy: Kenyà, Fifidianana

Ny mpiblaogy Kumekucha dia mampiharihary ireo olana telo lehibe izay mpahazo ny mpifidy Kenyana [1] :

« Tribalism. Corruption. Short-term memory. These are the three opium’s we must exhale out of our body system before you go vote on the 27th. »

« Adim-poko. Fitantanana tsy madio. Malaky very tadidy. Ireo telo ireo no zava-mahadomelina tsy maintsy avoaka sy roahintsika ivelan'ny vatantsika alohan'ny handehananareo hifidy amin'ny faha-27-n'ny volana. »

Ndesanjo Macha [2]