- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Angôla: Miraharaha ny fanatsarana ny mombamomba ny ankizy ?

Sokajy: Angola, Tanora

Mikasika ny fiarovana sy ny famporisihina ho amin'ny fanatsarana ny mombamomba ny fiainan'ny ankizy any Angôla, ny mpiblaogy Orlando Castro dia tsy matoky ny fahamatoran'ny kabary ofisialin'ny governemanta [1] :

« The assurance that this was in the national political agenda was given by the Minister Joao Baptista Kussumua, at the UN headquarters, New York. “You only need to look through the five stars hotels’ back windows to see the opposite” »

« Nomen'ny Ministra Joao Baptista Kussumua tany amin'ny foiben'ny Firenena Mikambana, any New York ny fanomezan-toky fa efa voarakitra ao anatin'ny diarim-pirenena [vakio hoe MAP Angôlana] izany. “Todiho fotsiny ka jereo ao ambadiky ny varavarankelin'ny hôtely [saranga] kintana dimy dia ho hitanao izay mifanohitra amin'izay nambrany” »

Paula Góes [2]