- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tanzania : Fitsidihana an'i Zanzibar

Sokajy: Tanzania, Tsidika

Ny mpiblaogy Ore dia mitantara ny fitsidihany an'i Zanzibar [1] :

« There's so much to share that I don't know where to start from. I also don't have the time to do it, especially since I am blogging from a cyber cafe located in the post office. Internet access here is cheaper than Lagos (1US for an hour). It's also kind of fast. »

« Maro loatra ireo zavatra tiako hozaraina ka tsy hitako intsony hoe aiza ny anombohana azy. Tsy dia manam-potoana koa hivalamparana hitantarana izany rehetra izany aho, indrindra fa miblaogy avy aty amin'ny “cyber” ao amin'ny biraon'ny paositra aho. Mirary kokoa noho ny any Lagôsy [Nizeria] ny aty ny saram-pampiasana Aterineto (1US ny ora iray). Somary malakilaky ihany koa ny fahitako azy. »

Ndesanjo Macha [2]