- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Oganda : Tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday

Sokajy: Oganda, Teknolojia

Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa  tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday [1] any Oganda:

« Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product development. In other words, giving customers what they want. »

« [sary] nalaina tany Oganda tamin'ny herinandro lasa teo, ohatra goavana mampiseho ny fampivoarana ny tolotra hifanaraka amin'ny tsena. Izany hoe raha lazaina amin'ny fomba hafa, fanomezana izay irin'ny fon'ny mpanjifa. »

Ndesanjo Macha [2]