Oganda : Tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday

Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa  tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday any Oganda:

« Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product development. In other words, giving customers what they want. »

« [sary] nalaina tany Oganda tamin'ny herinandro lasa teo, ohatra goavana mampiseho ny fampivoarana ny tolotra hifanaraka amin'ny tsena. Izany hoe raha lazaina amin'ny fomba hafa, fanomezana izay irin'ny fon'ny mpanjifa. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.