Tantara tamin'ny 14 Desambra 2007
Madagasikara : Ny fomba fiakanjoana ny “lamba”
Ny namana Ruth mipetraka any Antsiranana dia manazavazava izay fomba fiakanjoana sy fitafy ampiasana ny “lamba” any amin'ny tapany Avaratry ny nosy : « Traditional dress in Northern Madagascar involves wearing...
Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana ! (tohiny)
Ha fanampim-baovao mikasika ny raharaha fanendahana any Cap-Vert, ny mpiblaogy Pedrabika dia manolotra lisitra blaogy izay ahafahana manaraka ireo adihevitra efa nisy sady manasa ireo mpamaky mba hijoro vavolombelona sy...
Oganda : Tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday
Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday any Oganda: « Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product...
Ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika
Ny blaogy Reseau sida Afrique dia mamoavoafy mikasika ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika : « Comme l’on sait dans certains pays comme le Congo Brazzaville, la polygamie est légalisée...
Sodana : Fomba tsy mahomby iadiana amin'ny SIDA
Any Sodana, ny mpiblaogy Zizou from Djerba dia mitsikera izay antsoiny ho “peta-drindrin'ny fahafatesana” izay ahitana karan-doha sy taolam-pe roa mifanojo ampiasaina mba hampitandremana ny olona mikasika ny lozan'ny SIDA : « Moraliser les gens...