- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

Sokajy: Sodàna, Fampandrosoana, Fanabeazana, Hevitra, Tanora, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray [1] :

« J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des eleves de la KICS […] La piece de theatre parlait de democratie, d'alternance au pouvoir et de droits de la femme […] En regardant cette piece…, en visitant les facilities de cette ecole, et regardant leurs frais d'inscription… on ne peut s'empecher de penser au Soudan et a ses contrastes, a son taux d'alphabetisation ( 60%) , a son taux de mortalite infantile ( 9%), et a l'esperance de vie de ses habitants (50ans)… »

« Nijery fampisehoana tantara an-dampihazo notanterahin'ny mpianatry ny KICS [Khartoum International Community School | …] Ny demokrasia, ny fifandimbiasana eo amin'ny fitondrana sy ny zon'ny vehivavy no lohahevitra novoaboasina tamin'izany […] Teo am-pijerevana izayny fampisehoana izany …, rehefa hitako koa ireo fitaovana manara-penitra tao amin'ny sekoly, sy ny halafon'ny saram-pianarana … tsy maintsy miaiky fa tena feno fifangarihana any Sodana, raha ampitahaina amin'ny taham-pahaizana mamaky teny sy manoratra ( 60%) , amin'ny taham-pahafatesan'ny ankizy madinika ( 9%), amin'ny salan-taonan'ny halavam-piainan'ny mponina (50 taona) … »

Jennifer Brea [2]