Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?

Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha sahala any Brezila :

« Tout cela fait voir qu’il y a une sociologie de la corruption, dont les deux lieux extrêmes sont la tête du pouvoir politique et économique d’une part, mais aussi les lieux desservant le public et dont dépendent son bien-être : santé, éducation ou travail. Dans tous cas, les plus démunis sont les plus frappés par le fléau, qui s’enracine et se développe selon un cercle vicieux. »

« Izany rehetra izany dia mampiharihary ny fisian'ny fiaraha-monin'ny fitantanana tsy madio, ny toeram-pifaharan'izy ireo mafy dia ny lohan'ny fitondrana ara-politika sy ara-ekonomika, anefa koa dia tsikaritra any amin'izay toerana rehetra “anompoana” ny vahoaka sy iankian'ny fahatsaran'ny fari-piainany : ny fahasalamana, ny fampianarana na ny asa. Amin'ireo lafiny rehetra ireo, izay osa amin'ny mpiara-monina no tena ianjadian'izany mafy kokoa, ary mifahatra sy tsy mitsaha-mitombo tsy anki-janona izy io »

Jennifer Brea

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.