Ny blaogy Timor Online dia mitsikera ny fanambaràn'ny filoham-pirenena Jose Ramos-Horta izay mihevitra fa ny renivohitry Timôr Atsinanana no tanàna faran'izay maloto indrindra eran-tany :
« Ramos-Horta esquece-se que é à Administração do Distrito de Díli que compete a limpeza da cidade, e esquece-se também de que nada fez enquanto Primeiro-Ministro?… »
« Hadinon'ingahy Ramos-Horta [sahady] ve fa an'ny tanànan'i Díli [renivohitra] ny andraikitry ny fanadiovana azy ary hadinony koa fa fony izy mbola praiministra dia tsy nanao n'inoninona hanatsarana izany toe-javatra izany akory izy ? »