- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Sarimihetsika, Teknolojia

Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct [1] hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia [2] :

« Eu só consigo ver o lado positivo disso. Porque ninguém vai deixar de ver bons filmes e muito mais gente passou a fazê-los, desenvolvendo novos formatos, com mais agilidade, mais rapidez e baixíssimo custo. »

« Tsy mahita afats'izay lafi-tsaranay aho. Ny mpijery rahateo tsy hitsahatra ny hijery ireo izay tsara amin'ireo sarimehitsika ary mihamaro ireo olona izay manomboka manatanteraka ireny sarimihetsika ireny, sady mamorona endrika vaovao [new formats | nouveaux formats], izay kinga kokoa sady haingana, sady mora amin'ny vidiny mirary. »

Jereo eto ny sarimehetsika “Fehintenda” [3] [Ties | cravates] (arahin-dikan-tsoratra amin'ny teny Anglisy).

Paula Góes [4]