Shina : Haitao-trano hafa kely

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mitatitra ao amin'ny blaogy Shanghaiist sarina haitao-trano hafa kely, miendrika :

« You seriously have to give it to architects in Shanghai for coming up with something that catches your eye. It may not work all the time, but it will be at least different from anything else you have seen before. »

« Ireo Arshitekta any Shanghai dia mila toloranareo tetik'asa izay manintona maso tokoa. Mety tsy ho tratra hatrany izany tanjona izany, saingy tamin'ity indray mitoraka ity kosa aloha dia tena hafa amin'ireo zavatra efa hitanareo hatrizay hatrizay. »

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.