Egypta : Fanolànana nodidian'ny Pôlisy

Ny blaogy The Arabist avy any Egypta dia mitatitra ny fitarainan'ireto zatovo roa izay mandrohirohy Pôlisy roa izay nandidy ny mpiara-migadra tamin'izy ireo mba hanolana ireto zatovo :

« Does it ever stop? The number of cases of torture and worse in Egyptian police stations that have come to light in recent months is staggering. In most countries, this kind of thing would have caused the resignation of the interior minister by now. But General Habib al-Adly, eager and willing defender of the Mubarak dynasty, continues to hold his post. »

« Dia tsy hisy farany mihitsy ve ? Tao anatin'ny volana vitsivitsy monja dia tsy an-kijanona ny ala sarona ireo raharaha herisetra anivon'ny Kômisarian'ny Pôlisy Egyptiana. Raha tany amin'ny firenen-kafa izao dia efa ho voaroaka “miaraka amin'ny vava” hatry ny ela ny Ministry ny Atitany. Saingy isan'ny tohitra fiarovana ny taranaky [ny filoha] Mubarak ny Jeneraly Habib al-Adly ka dia mbola mitazona ny toerany hatramin'izao. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.