08 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 08 Desambra 2007

Tadzikistana : Fanondranana Rano

  08 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Vadim dia mihevitra fa tsy hampiditra vola firy hoan'ny fireneny ny tetik'asa fanondranana rano izay dinihin'ny mpitondra Tadziky ankehitriny : « A lot of people in Tajikistan believe that soon Tajikistan is going to be a water exporting country and it will have such revenues as the OPEC...

Shina : Haitao-trano hafa kely

  08 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mitatitra ao amin'ny blaogy Shanghaiist sarina haitao-trano hafa kely, miendrika : « You seriously have to give it to architects in Shanghai for coming up with something that catches your eye. It may not work all the time, but it will be at least different...

Egypta : Fanolànana nodidian'ny Pôlisy

  08 Desambra 2007

Ny blaogy The Arabist avy any Egypta dia mitatitra ny fitarainan'ireto zatovo roa izay mandrohirohy Pôlisy roa izay nandidy ny mpiara-migadra tamin'izy ireo mba hanolana ireto zatovo : « Does it ever stop? The number of cases of torture and worse in Egyptian police stations that have come to light in recent...