- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”

Sokajy: Iràna, Fahalalahàna miteny, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [1] [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa “Hello Yahoo Project” izay hetsika ivondronan'ireo Iraniana rehetra izay tezitra tamin'ny fihetsik'i Yahoo mba hamafa tsy hampiasa intsony ny Yahoo Mail satria mihevitra izy fa :

« There are differences between the mistakes of a government and the willingness of a nation, to remove their accounts from the website that claims to be a free space for speech and though, but disrespects to a 70 million populated country and deprives them of expressing themselves. . »

« “Ny heloky ny fitondrana dia tsy tokony ho heloky ny vahoaka,” ka rariny raha fafàna tsy ampiasaina intsony izay vohikala milaza tena ho kianja misokatra hoan'ny fahalalahana ara-panehoan-kevitra anefa dia sahy manimbazimba firenena sy ny vahoaka miisa 70 tapitrisa amin'ny fanapaham-peo azy ireo. »

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Taratasy fangatahana any amin’i Yahoo [2]]

Hamid Tehrani [3]