Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny fanopàna ny filoham-pirenena Egyptiana Hosni Mobarakà.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem]

Amira Al Hussaini

1 hevitra

  • Ho fanohanana ny adin’i Kareem dia natolotra azy ny “loka Cyberdissident” hoan’ny taona 2007, avy amin’ny fikambanana miady hoan’ny fahalalaham-pitenenana hoan’ny mpanao gazety “Reporters sans frontières” [rsf.org]:

    « le jeune blogueur égyptien Kareem Amer est le lauréat dans la catégorie “Cyberdissident”. Agé de 23 ans, il a été condamné à quatre ans de prison pour avoir critiqué sur son blog la politique du président Hosni Moubarak et dénoncé la mainmise des islamistes sur les universités du pays » [Le 16e Prix Reporters sans frontières – Fondation de France a été remis aujourd’hui à Paris | 16e Prix Reporters sans frontières >>].

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.