- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Guyana : Basy sa iPods ?

Sokajy: Karaiba, Goiana, Lalàna, Toekarena sy Fandraharahàna

Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny [1].

Nicholas Laughlin [2]