- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Mpanofana fotsy hoditra no ilainay

Sokajy: Nizeria, Fampandrosoana

Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an'ny tena [1] » [aleo samy hitady ny dikanteniny malalaka ny tsirairay : internalized racial inferiority complex / complexe d'infériorité racial intériorisé] mba alaivo sary an-tsaina kely ny fanahiany mirongo ireto mpiara-dia Nizeriana hiringiriny miaraka aminy (izay manana traikefa ny ankamaroany), ireto olona ofanina (mpiasam-panjakana) anefa manontany/mitsikera :

« Where are the white trainers ? We need white trainers. »

« Nankaiza ireo mpanofana fotsy hoditra ? Mpanofana fotsy hoditra no ilainay. »

Ndesanjo Macha [2]