Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nizeria: Mpanofana fotsy hoditra no ilainay

Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an'ny tena » [aleo samy hitady ny dikanteniny malalaka ny tsirairay : internalized racial inferiority complex / complexe d'infériorité racial intériorisé] mba alaivo sary an-tsaina kely ny fanahiany mirongo ireto mpiara-dia Nizeriana hiringiriny miaraka aminy (izay manana traikefa ny ankamaroany), ireto olona ofanina (mpiasam-panjakana) anefa manontany/mitsikera :

« Where are the white trainers ? We need white trainers. »

« Nankaiza ireo mpanofana fotsy hoditra ? Mpanofana fotsy hoditra no ilainay. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.