- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kyrgyzstana : Tanteraka ilay hetsika tselatra ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono

Sokajy: Kyrgyzstan, Fahalalahàna miteny, Hafanàm-po nomerika

Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana [1]. Tsahivina fa i Alisher Saipov, Ozbeka dia sangany tamin'ireo mpanao gazety any an-toerana.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Hetsika tselatra kasain’ireo mpiblaogy ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono [2]]

Adil Nurmakov [3]