Tantara tamin'ny 04 Desambra 2007
Nizeria : Manja ireo solosaina-findainay
Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria [ireo solosaina-finday maitso mora vidy (100$) izay novokarina manokana ahafahan'ireo ankizy mpianatra any amin'ny faritra ambanivohitra any amin'ny...
Kyrgyzstana : Tanteraka ilay hetsika tselatra ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono
Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana. Tsahivina...
Nizeria: Mpanofana fotsy hoditra no ilainay
Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an'ny tena » [aleo samy hitady ny dikanteniny malalaka ny tsirairay : internalized racial inferiority complex /...