- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina

Sokajy: Amerika Latina, Pôrtô Rikô (Etazonia), Fanabeazana, Fitantanam-pitondrana, Fivavahana, Hevitra, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico [1] :

« Need the First: A mass transition from “politics as talk” to “politics as action” on the part of the general citizenry. »

« Ny ilaina voalohany : fiovam-pirehana ara-politika hoan'ny fiaraha-monina iray manontolo tsy ho “kabary” intsony fa ho “asa” amin'izay. »

Janine Mendes-Franco [2]