- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kyrgyzstana : Praiministra voaroaka

Sokajy: Kyrgyzstan, Politika

Ny mpiblaogy Asel dia mitatitra fa noroahan'i Bakiev, filoham-pirenena Kyrgyzstana ny Praiministra [1] izay mpitarika ny antoko mpanohitra amin'ny fifidianana depiote ho avy :

« The political life of Kyrgyzstan of the last several months does not stop surprising us […] With weather becoming cold, political life is becoming hot. Recent developments are so rapid that people do not know what to expect from our politicians next. One of the examples of hot season and unexpectedness is the dismissal of the Prime Minister Almazbek Atambaev after the working session of the Kyrgyz government that took place yesterday. »

« Tsy mitsahatra ny manaitra antsika mpanaraka azy ny fivoatry ny fiainana pôlitika aty Kyrgyzstana nandritra izay volana maromaro lasa izay […] Araky ny fiha-mangatsiaky ny andro no ihafanan'ny fiainana pôlitika. Niovaova haingana be ny fitsoky ny rivotra pôlitika ka tsy fantatry intsony hoe inona no zavatra hiseho manaraka. Ohatra iray amin'ny hafanan'ny mari-panà sy ny tsy ampoizimpiozina mipetraka ankehitriny ny fandroahana ny Praiministra Almazbek Atambaev taorian'ny fikatonàn'ny fivorian'ny Governemanta omaly [30.11.2007]. »

Adil Nurmakov [2]