- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zambia : Hetra isan'ny iva indrindra

Sokajy: Zambia, Toekarena sy Fandraharahàna

Vaovao tsara hoan'ireo izay manam-pikasana ny hampiasa vola any Zambia [1] no ampitain'ny blaogy New Zambia :

« Zambia has some of the lowest tax rates in world – TTR [Total Tax Rate] world ranking of 6 and African ranking of 1. »

« Isan'izay firenena mampihatra ny hetra ambany indrindra eran-tany i Zambia – filaharana faha-6 eran-tany ary voalohany eran'i Afrika amin'ny [fampitahana izay iva indrindra amin'ny] Totalin'ny Tahan-Ketra. »

Ndesanjo Macha [2]