- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy

Sokajy: Iràna, Ady & Fifandirana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Saripika, Tanora

Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy [1] any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana na oviana ny sary toy izao. Tsy lavina hoy Razeno ho fanampiny, fa tantara matroka no sarihin'ny ady, anefa tsindraindray dia mba ahitana hetsi-po maha-olombelona ihany koa.

Hamid Tehrani [2]