- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara : Manan-kevitra ny Malagasy

Sokajy: Madagasikara, Hevitra, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny namana Harinjaka dia midera ny fikatsahan'ny Malagasy vaha-olana [1] mba hialana amin'ny tsy fahampian'ny fitaovana amin'ny fiainana andavan'andro :

« Malgré les difficultés qu’ils surmontent aux quotidiens, les malgaches ne sont pas du genre à baisser les bras. Tout le monde essaie de trouver un moyen de survivre »

« Ny dia maro aza ireo olana tsy maintsy sedraina amin'ny fiainana andavan'andro, ny Malagasy dia tsy mba isan'ireny miravoravo tànana. Samy mikatsaka izay fomba hiavotany avokoa ny tsirairay »

Jennifer Brea [2]