- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cap-Vert : Afrikana isika

Sokajy: Cap Vert, Foko sy Fiaviana

Tsy faly mihitsy ny blaogy Obikuelu Pedra monina any Cap-Vert raha nandre tamin'ny radio fanambarana fa tsy isan'i Afrika i Cap-Vert [1] [Cape Verde] :

« Que ideia maluca é essa de achar que a cultura de Cabo Verde é diferente da Guiné Bissau e por isso não ser África. Fala sério!!! »

« Mba hevitra adala manao akory koa no sahy hanantitrantitra fa ny vakok'i Cap-Vert dia samihafa amin'ny an'i Ginea Bisaô [Guinea Bissau] ka noho izany dia tsy mba isan'i Afrika. Mba zavatra hafa foronina e !!!»