23 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 23 Novambra 2007

Vondronosy Karaiba: Ny Fanehoam-pankasitrahana

  23 Novambra 2007

Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia ny any amin’ny nosy manodidina aza no ho tantaraina etoana. Mety hoe fialantsasatra mahazatra ny Amerikana Tavaratra ny Thanksgiving (androm-panehoam-pankasitrahana)...

Mozambika : Fanomezam-boninahitra an'itompokolahy Ian Smith

  23 Novambra 2007

Ny blaogy Para Todos avy any Mozambika dia mamoha fahatsiarovana mikasika an'itompokolahy Ian Smith : « Morreu na Cidade do Cabo, com 88 anos de idade, Ian Smith, o homem que proclamou – contra os Ingleses – a Independência da Rodésia (Zimbabwe). E porque se trata de um verdadeiro Herói...

Cap-Vert : Afrikana isika

  23 Novambra 2007

Tsy faly mihitsy ny blaogy Obikuelu Pedra monina any Cap-Vert raha nandre tamin'ny radio fanambarana fa tsy isan'i Afrika i Cap-Vert [Cape Verde] : « Que ideia maluca é essa de achar que a cultura de Cabo Verde é diferente da Guiné Bissau e por isso não ser África. Fala...