Libanona : Ny ho mpanao pôlitika malaza no tanjona

Ny mpiblaogy Life Flaw avy any Libanona dia manome toro-hevitra hoan'ireo izay manao ho tanjona ny ho mpanao pôlitika malaza any Libanona :

« If you are not a fortunate son of a… leader, you need to find an alternative way to make your way in the swamp of politics. A very efficient way is to buy it!!! »

« Raha tsy manam-bitana ianao fa tsy mba zana-Dra … Sefobe, dia mila mitady fomba hafa mba hamaritana ny lalanareo ao anaty honahonan'ny pôlitika. Ka ny fomba isan'ny tena mahomby dia ny fividianana an'izany !!! »

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.