- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%

Sokajy: Emirà Arabo Mitambatra, Koety, Sendikà, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr [1]‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy.

Amira Al Hussaini [2]