Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy.
Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.
Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy.
1 hevitra
Fizarana amin’ny rehetra mpiasam-panjakana ireo tombom-barotra vokatry ny fidangan’ny fivarotana solika eran-tany ve ? Sa ny karama teo aloha no tena efa tsy mifanaraka amin’ny toetr’andro mihintsy intsony ?