Mozambika : Ho fahatsiarovana an'i Carlos Cardoso

Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin'ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso, ny 22 Novambra 2000 :

« Muitos de nós lembramos com saudade Carlos Cardoso, o mártir da liberdade de imprensa em Moçambique, pelo seu extraordinário trabalho de jornalista investigativo, que ousou interferir na rede da corrupção e no crime organizado e por isso foi assassinado. »

« Maro amin'ireo mambrantsika no mbola mahatsiaro amin'alahelo an'i Carlos Cardoso, ilay martioran'ny fahafahana ara-gajety aty Mozambika, sy ny fikelezany aina nanatanteraka asana mpanao gazety ara-pikarohana, ny nahasahiany nitsabatsabaka tamin'ny haraton'ny fanaovana kolikoly sy ny fikambanana mpanao ratsy sy ny namoana azy. »

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.