20 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 20 Novambra 2007

Isiraely: manohitra ny fanompoam-pirenena ny olom-pirenena Arabon’Isiraely

  20 Novambra 2007

Alohan'ny zava-drehetra dia misaotra an'i Tomavana niasa irery teto andro maromaro ary tsy dia kivy loatra. Manaraka izany dia mamporisika antsika izay mba manana fahalalana kely ny teny anglisy sy mazoto handika teny mba hanampy ny ekipa ihany koa. Izay no ela fa hiditra amin'ny votoatin-dresaka amin'izay isika. « Olom-pirenena...

Fanjakana Mitambatra (UK) : Omeo rariny itompokolahy Jean Charles de Menezes

  20 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia an'i Ian Blair, Polisy Anglisy nitifitra an-doha sy namono an'i Jean Charles de Menezes, tsy manan-keloka Breziliana, tamin'ny taona 2005  :...

Mozambika : Ho fahatsiarovana an'i Carlos Cardoso

  20 Novambra 2007

Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin'ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso, ny 22 Novambra 2000 : « Muitos de nós lembramos com saudade Carlos Cardoso, o mártir da liberdade de imprensa em Moçambique, pelo seu extraordinário trabalho de jornalista investigativo, que ousou...