- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila : Ilana fanavaozana ny fiheverana ny fanavaozana

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Tontolo_iainana

Ny mpiblaogy Nivaldo Simões monina any Brezila dia mampiharihary [1] izay lesoka goavana amin'ny fiheverana ny fanavaozana [recyclage | recycling] araky ny fahita any Brezila sy any amin'ireo firenena mandroso rehetra ankehitriny, ny ady amin'ny fitombon'ny fako no tokony ho voalohany raha tsy izany dia maro kokoa ireo olana noho izay tombotsoa ateraky ny fanavaozana :

« Se existe algo que necessita ser reciclado é o próprio conceito que o brasileiro tem da reciclagem. »

« Raha misy zavatra ilana fanavaozana any Brezila, dia ny fiheverana ny fanavaozana no voalohany. »

Paula Góes [2]