Tantara tamin'ny 19 Novambra 2007
Arabia Saodìta : Naolana dia avy eo voaheloka indray
Ny mpiblaogy Saodiana Rasha dia mitatitra ny nahazo ilay tovovavy Saodiana iray izay naolana lehilahy maro dia avy eo nohelohin'ny fitsarana izay niteraka adihevitra mafana anivon'ny tanora any amin'ny faritra Arabo iny...
Brezila : Ilana fanavaozana ny fiheverana ny fanavaozana
Ny mpiblaogy Nivaldo Simões monina any Brezila dia mampiharihary izay lesoka goavana amin'ny fiheverana ny fanavaozana [recyclage | recycling] araky ny fahita any Brezila sy any amin'ireo firenena mandroso rehetra...